SORONA MASINA CMZE
Fanomanana ny Lamesa manaraka
Alahady 21/12/2025
FANKALAZANA NY NAHATERAHAN'NY TOMPO
MIANTSO ANTSIKA MBA HO IRAY TAMPO AMINY NY ZANAK'ANDRIAMANITRA
Entanina isika mpanomana Lamesa mba tsy hisalasala hampiditra hira VAOVAO,
izay ihany no fomba tsotra indrindra hahaizantsika HIRA. Aza matahotra fa hifanampy isika