10ème anniversaire CMZE - 18/06/2017

18 jiona 2017: faha-10 taonan'ny CMZE

Vita soa aman-tsara ny fety nokarakaraintsika. Ny Birao sy ny Komitim-piangonan'ny CMZE dia faly mankasitraka anareo rehetra izay nandray anjara tamin'ny fomba maro samihafa, ka nampahomby iny fety niarahantsika iny.

Isaorana anie Izy Andriamanitra nitantana antsika hatramin'izay ka nahatontosantsika iny hetsika nataontsika iny.

Ho Azy irery anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay. Amen !

Ny masaka efa azo atolotra anao eto aloha, dia ny

Sorona Masina tamin'iny 18 jiona iny. Mbola hozaraina amintsika eto amin'ny manaraka ny korana niarahantsika taorian'ny lamesa.

18/06/2017:

Niara-paly ny rehetra

Klikeo ny sary eto ambany

Vita ny sakafo, raikitra ny hira sy ny dihy

Klikeo ny sary eto ambany

SOA FA TEO IANAO JESOA

(hira faneva faha-10 taonan'ny CMZE)

https://sites.google.com/site/katolikamalagasyzanatany/photos-video-cmze

Manala azy vita fety tao Villabé(91): 02/07/2017

Klikeo ny sary eto ambany