Inona ny atao hoe Tetikasa Web3 ?
[>Ny Web3 dia vanimpotoana vaovao amin'ny aterineto ahafahanao:
-Mahaleo tena ara-bola
Miditra amin'ny Teknôlôjia vaovao toy ny Blockchain smart contracts
-Mandray anjara amin'ny Tetipanoroana Maneran-tany amin'ny maha-mpkambana na mpiaramiasa]
°Ireto Misy Tetikasa Web3 Afaka andramana.
1. Galxe (https://galxe.com/)>sehatra Lehibe ahafahanao manao quest, Testnet, Ary mahazo Airdrop.
2. Starknet (https://www.starknet.io/)>Tetikasa Layer2 scalable amin'ny Ethereum,Betsaka ny Testnet sy Retrodrop
3. Scroll (https://scroll.io/)>Layer2 vaovao mifototra amin'ny zkEVM,mahazatra amin'ny Testnet.
Fomba Fandraisana anjara :
>Mamorona Wallet (MetaMask, Rabby)
•Midira amin'ny Galxe na sehatra hafa
•Manao Quest, Testnet,na Airdrop task
•Mahazo traikefa sy vintana hahazo vola amin'ny endrika Retrodrop.
Sosokevitra:
-Hamarino foana ny fiarovana amin'ny Wallet nao
-aza mandoa vola amin'ny olona tsy azo antoka
-Midira amin'ny vondrona (Telegram)ho an'ny fanohanana.
Crypto Mety (CM)dia mirary ny soa ho anao