Eto aminy ity Page ity dia tsy FAMPIANARANA akory fa Preuve fotsiny, afahana maka toky fa tsy misy Fitaka ny Asa ato aminy Crypto Mety V2.
Any aminy Pejy FAMPIANARANA isika no mianatra ireo Technique fototra sy ny Pitsopitsony aminy Asa Atao😊
Araka ny hitantsika eo aminy Sary ery Ambony dia Mbola Manenjika sy Manangona:
•1) Point afahana iakatra Level 📶💪
•Volamena[GG]🪙💎
•Badge(OATs & NFTs)🎖️🏅
Aminireto Asa Tsotra ireto dia 5 $a 10 $ eo ny Vola azo isakiny 10 Quest
Ho avy ny Fotoana rehefa voafehy ny MPIANATRA Tsara ny Fototra dia Anao Testnet iSika.
Ny Testnet dia Azahoana 100$ a 1000$ eo, Possible ve izany Eny Possible izany Traikefa no miresaka eto.
Azafady raha mahaliana anao ny Fikarohako sy ny Fianarana Ato aminy Crypto Mety V2 dia mba
Manorata Anarana ao aminy Affiliate form mba ho mpikambana Mazava ianao aminizay,Tsy misy vola ho takiana aminao ato Raha tsy hoe
Hiditra VIP anga ianao (FAMPIANARANA Trading,Lesson Complet=VIP).