Inona ny Crypto Mety ?
>Crypto Mety dia tetikasa mpitaridalana amin'ny Web3
°Izy no Manampy anao ahafantatra ny :
>Airdrop & Testnet Mahasoa
°Izy ihany koa dia tetikasa Web3 manome vintana ho an'ny rehetra
°Fampianarana Mahazatra amin'ny Teny Malagasy
°Fidirambola amin'ny fomba ara-dalàna aminy Web3.