🇲🇬Airdrop & Testnet -Mandraisa anjara, Mahazoa valisoa!
📱>Te hiditra amin'ny Sehatra Web3 amin'ny fomba mahomby sy Maimaimpoana ve Ianao? Ny Airdrop & Testnet dia manome fahafahana hahazo Vola na Crypto Amin'ny Alalany Fanatanterahana asa tsotra :Toy ny fanoratra Adiresy Adiresy,Fitsapana Testnet,na Fandraisana anjara amin'ny Tetikasa vao Manomboka
✓Eto amin'ny Pejy "Airdrop & Testnet"no ahitanao torolalana mazava,Rohy official,ary Tetikasa manankery Azonao iasana!
🔎 Inona no Atao hoe Airdrop & Testnet ?
👉 Airdrop dia fizarana Crypto Maimaim-poana ho an'ireo mpampiasa mifidy anao hetsika Manokana (Signup, follow,join Telegram,sns)
👉 Testnet dia tambajotra Fitsapana ahafahanao manandrana d'APP na Blockchain Tsy Mila Vola tena izy -Amin'ny farany méty ahazo Retrodrop ianao.
📌Tetikasa Hetsika anio(Exemple amin'ny fomba fametrahana Miditra:)
1-Galx-🔗galxe.com
>Midira amin'ny Tetikasa Web3,mametra Wallet,makanesa amin'ny "Campagne"Ary manatanteraka Task.🤝Mety ahazo Retrodrop amin'ny Tetikasa Lehibe toy ny ZKSync,StarkNet,Base...
2-zealy- 🔗zealy.io
>Mamorona kaonty,Mitadiava Community ",makanesa aminy mission,MMahazoa XP.
🎁Metynampy amin'ny fananganana"Proof of contribution "amin'ny retrodrop
3-Scroll, StarkNet, Zetachain (Testnet)
>⚙️Midira amin'ny Wallet Testnet (MetaMask),maka Faucet,Atao transaction,swap,sns
Exemple :
🤔StarkNet testnet
🤔ZetaChain testnet
🤔 Scroll Faucet
📥 Fitiovana ilaina ✓ 🔗Rohy
📁MetaMask wallet || 🔗 metamask.io
🎆Galxe Profil || 🔗 galxe.com
☝️Zealy Account || 🔗 zealy.io
☝️ Testnet Faucet || 🔗 chainlist.org
🚨 Torolalana manandanja
🚧Aza mampiasa Wallet mitahiry Crypto -anao/Mampiasa Wallet Testnet manokana.
🗂️Tehirizo ny" Porofo"rehetra : Screen Shot,Hash, Kaonty ampiasaina.
📋 Ataovy mikarakara amin'ny Google Sheet ny fanarahana ny Tetikasa sy fanatanterahana
📎 Hiditra amin'ny Télégramme ho an'ny Torolalana manokana ?
🙏Miaraha aminay eto : Page d'accueil clique Telegram Rohy
🏁Famaranana Kely
Raha mila fanampiana manokana amin'ny fidirana ireo tetikasa ireodia Azonao Atao ny Mandefa hafatra mivantana na manoratra ao amin'ny Telegram Group.