FANTATRAO
VE NY PI
NETWORK?
Tsia!
Ianao ary manana
faharetana, mazoto
manao fikarohona
ary tsy kamo?
Eny!
Manasa ianao hamaky
ity torolalana ity.
INTRO: Aza ampitovina @
Antares, QC Star, Mcropauline,
MDL sy ny forongony fa
ny mety alahatra eo anoloany
dia ny Bitcoin sy ny Etherum irery
ihany.
Ireo soratra manga(bleu)
ireo dia lien mankany @ fb(99%) ny ankamaroany
Ny tanjona @ ity blog ity dia hitaritana ianareo @ fomba mihaja 🙏.
Fampidirana :
Ny Pi Network dia cryptomonnaie (na adika hoe vôla nomerika) izay vola nivoaka t@ 14 mars 2019 ary mbola azo trandrahana @ alalan'ny finday (téléphone Android/iPhone/iPad/Blackberry v7.0.0+). Ny Pi Network dia izay hanatratra tanjona izay tsy vitan'ny Bitcoin(tsy ilay prix no resaka eto) ka ny ampiasaina azy andavan'andro eny @ trano fivarotana ireny. Ny bitcoin moa efa fantatra @ lazany fa mpanjaka an’ny cryptomonnaie izay manodidina eo @ 100 000 $ ny sandany fa t@ 2009 izy no bojo(gratuity) sahala an’ity Pi ity ka t@ 2019 izy no nahatratra 3 500 $ ny iray. Nefa bitcoin dia na eo aza ny maha mpanjaka azy dia tsy mbola nisy nanaiky ny handray azy ny tranom-barotra eo @ tsena, izay nahitana ny fahalemeny izany. Ka mitaona anao aho hitrandraka ny Pi miaraka amiko. Afaka 05 taoana dia mi-garantie anao aho fa hiova ny fiananao str efa lasa ny 06 taona voalohany. Raha hijery sandany bitcoin ato.
NY ASA ATAO AO ANATINY :
Ity @ sary ity dia ilay asa atao @ Pi Network isan'andro na atao hoe isaky ny 24h. Hitanao ato
Raha mbola tsy ampy 5 sessions [ 1 session dia 1 24h (ohatra : Lun 10h20 à Mar 10h20)] dia mbola ilay ampahan-tsary voalohany ihany fa rehefa ampy sy tonga eo @ 5eme sessions dia tahaka an'io ny asa ary tsy miova intsony.
NB: Aza adino mikitiky an'io isan'andro ary rehefa lasa maitso io zavatra tsindriana io dia vita zay ka rahampitso koa. Iray minitra(1mn) no laninao iasana @ io isan'andro.
IREO FEPETRA AFAHANA SY TSY HAMPANENINA MANAO PI :
Mila manana CIN(Carte d’identité Nationale) na Permi de conduire na Passport[Ny antony dia mba ialana @ terroriste(blanchement d'argent) mitovy ianao mividy puce eny rehetra ireny fa eto fotsiny mila propriétaire no mitondra compte Pi] jereo ato ny karazana CIN-nao fa misy mety sy tsy mety
Téléphone version 7.0.0 miakatra,
❌ Tsy mety ny manao partage connexion @ telephone manao minage Pi
Rehefa manao inscription dia tsara raha atao @ alalan’ny forfait
FANONTANIANA MATETIKA MIPETRAKA
Bojo(gratuit) ve ny fanaovana inscription ? (Valiny : eny, bojo namana sady tsy manome na 1 Ar aza, izany hoe 0 Ar)
Ahoana fanaovana retrait? (Valiny: Mila vita ny verification identité (CIN na Permis de conduire na Passeport).)
Firy ny ambany indrindra azo atao retrait? (Valiny: Tsy misy tompoko.)
Aiza no afahana mitahiry izay azo? (Valiny: @ portefeuille-ny ihany.)
Hoatr'inona ny 1Pi? (Valiny: 1Pi dia 2$ (1Pi=2$) taorian’ny 20 février 2025 izy ofisialy.)
Tsy voatery mampiditra olona.
NY FOMBA FANOROATANA ANARANA(étape d’inscription)
Code invitation: rajoroarison [ny avantages mampiditra code invitation dia mahazo 1Pi sy 25% raha actif ny olona nampiasana code invitation fa olona nampiditra dia 25% fotsiny] Tsindrio ity soratra manga(bleu) ity fa @ ity torolalana
NY ZAVATRA MATETIKA TSY ANAOVAN'OLONA AZY ITY.
Tsy manana méga isan'andro anaovana minage io.. Tsy olana ho anao izany raha izay fotsiny satria izaho dia miezaka ny manamora izany. Raha anaovana minage fotsiny dia miditra ato @ vondrona watchapp Groupe watchapp misy VPN (mila puce YAS ny VPN) sady ao no hi-cadré-na ianareo ireo na koa ato ahitanao apps rehetra ireo izay manoro @ resaka mega @ application psiphon sy DS tunnel. Nefa kosa tsy afahanao anaovana inscription ny méga omeny satria 8mo/jr ihany izany. Ary koa ny Wifi indray2 manondrana raha hanaovana inscription fa ataovy @ data(donné) izany fa ny minage isan’andro dia mety atao @ Wi-Fi fa ny crédit (fahana) lany @ inscription dia 1000 Ar (200mo) satria application 03 télécharge-na (Pi Network [40mega], Pi Broswer[40mega] ary VPN psiphon[20mega] (arakaraka)) . Ny azonao isan’ora(par heure) dia 0,02Pi fa afaka 5 nombre de sessions dia hiakatra 0,04Pi/h izany aorian’ny fampidirana dimy(5) numéro izay tsy maintsy @ MP anomezana izany.Ato ny ahitana ny fomba anaovana azy
IRETO NY VERIFICATION ATAO @ PI NETWORK ITY
Ato ny ahitana ireo zavatra tsy maintsy hamarinina
Vérification numéro, hitanao ato ny fomba atao @
Vérification mot de passe, [efa vitanao ity raha t@
laharana nanaovanao inscription]
Vérification mail, vérification e-mail/facebook
Et vérification KYC(CIN) [afaka 30 sessions vao
mety atao] ny norme @ vérification KYC
REHEFA VITA NY VÉRIFICATION DIA IRETO
ATAOVY
Tsindrio ity soratra manga ity, Checklist Mainnet ( liste de vérification mainnet)
ATO NY INFORMATION REHETRA IREO
Ireo lien ireo dia natambatra ato @ ity soratra manga fa sarotra arihina bea ato @ ity soratra
manga fa sarotra arihina be
Ny retrait : isaky ny 06 mois ny retrait
Te hantatra hoe efa firy taoana nanaovako azy ? Dia niantomboka 2021 ato [ Tany amboalôhany dia otran'ny teny sinoa(chinoise) izy t@nahy fa izy @ izao otran'ny teny frantsay (française).]
« Tsy mi-forcé anao hagnano izy ity zah fa
mitaogno anao foagna »
En français, « je ne force jamais un cheval
juste pour boire mais je l’amène juste
devant l’eau »
🔒 Aza miandry ity << Madagasikara tsy maintsy mandroso >> fa mandrosoa aloha ianao fa manaraka eo foana i Madagasikara io 😊.
Ny tanjona @ ity blog ity dia hitaritana ianareo @ fomba mihaja 🙏.
Tsy ahazo mihitsy ianao raha tsy mahavita vérification KYC (CIN).
POUR ME CONTACTER
Réseaux sociaux du projet