Raha ohatra ka efa manana kaonty ianao dia nefa te hamerigna azy dia ireto zavatra azo atao;
- Raha mifandray amin'ny kaonty facebook ny kaonty Pi dia ato
- Fa raha tsy mifandray amin'ny kaonty facebook dia mila laharana sy teny miafina.
- Farany, raha adino ny teny miafina kosa manao mot de passe oublié ka mila laharana, mail(izay ao amin'ny kaonty Pi ary mbôla mandeha).