Ny torolalana nataoko dia amin'ny fiteny roa ihany ka amin'ny fiteny malagasy sy frantsay. [Tsindrio eo ambany 👇]. Mety azahoanao 140Pi/an raha raisinao am-pahamatorana ilay izy.
Na koa
Remarque :Â Raha haka ny PDF ianao dia tsara ianao efa manana iray @ ireto application ireto mba hanokafana azy Drive , Office suite , Moon+ Reader Pro fa tsy ireto WPS , Phoenix. [Raha vao manindry anarana application ireo ianao dia mitondra ianao mankany @ Play Store izany]
Ny vidin'ny Pi Network @ izao ao @ ireto ary ny prix-n'ny crypto dia miova2 ka isan-taona izy ireo manao x1, x1.5, x2,..., x5, x10 isaky taona vaovao :