"Sambatra izay olona mahita fahendrena sy izay olona mahazo fahalalana.
Fa ny fandrantoana azy dia tsara noho ny fandrantoana volafotsy
Ary ny tombom-barotra aminy dia mihoatra noho ny volamena tsara."
Coucou, offre special
"Sambatra izay olona mahita fahendrena sy izay olona mahazo fahalalana.
Fa ny fandrantoana azy dia tsara noho ny fandrantoana volafotsy
Ary ny tombom-barotra aminy dia mihoatra noho ny volamena tsara."
"Tongasoa eto amin'ny SALEMA FAHALALANA, hiditra mpikambana hiara- hiasa isika sy hifanampy ary hifandrimbona".
Mino mafy izahay fa mendrika ny hoavy mamirapiratra ny tsirairay. Izany no antony hanoloranay fiofanana manara-penitra, fanofanana manokana ary atrikasa azo ampiharina ho anao hanampy amin'ny fanatanterahana ny tanjonao.
Miaraha aminay ary raiso ny dingana voalohany mankany amin'ny ho avy feno fanantenana.
"Bienvenue au centre de formation SALEMA FAHALALANA, votre partenaire de confiance pour une insertion professionnelle réussie".
Nous croyons fermement que chacun mérite un avenir brillant.
C’est pourquoi nous offrons des formations de qualité, un coaching personnalisé, et des ateliers pratiques pour vous aider à réaliser vos ambitions professionnelles.
Rejoignez-nous et faites le premier pas vers un avenir prometteur."