SAH - Safidy Ny Ho Avy
SAH - Safidy Ny Ho Avy
Hetsika tanterahina vondrona tanora, mampahafantatra sy misarika ny olom-pirenena ny tanora indrindra indrindra, hatsapa ny mahazava-dehibe ny fandraisan'ny tsirairay andraikitra amin'ny famolavolana ny politika fitantanana ny firenena.Â