Maro isika no mitady sy maniry ny isehetra amin'ny fitadiavana vola eto amin'ny "internet" eto Madagasikara, matetika anefa dia site "Scam" na koa hoe fanariana vola sy fotoana fotsiny no ita, ity "site internet" ity dia natao mba anampiana anao te itady vola amin'ny internet satria avondronay ato daholo ireo karazana asa en ligne rehetra mety eto eto Madagasikara, izany hoe ireo asa tena azo tsapai-tanana sy tena azahoana vola ary tena matotra tokoa