Ry havana,
๐๐ฎ๐ช๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐ง๐ฐ ๐ง๐ฆ๐ฏ๐ฐ ๐ข๐ญ๐ข๐ฉ๐ฆ๐ญ๐ฐ, ๐ฏ๐บ ๐ณ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฎ๐ข๐ด๐ฐ ๐ญ๐ข๐ต๐ด๐ข๐ฌ๐ข, ๐ฌ๐ข๐ฏ๐ฆ๐ง๐ข ๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ต๐ด๐ข๐ฏ๐จ๐ข๐ฏ๐ข๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ข๐ต๐บ ๐ฏ๐ฐ ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ด๐ข๐ฏ๐ข๐บ ๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ง๐ข ๐ฏ๐ฐ๐ฅ๐ช๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐บ ๐ตeo ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฉ๐ข-94 ๐ต๐ข๐ฐ๐ฏ๐ข๐ฏ๐บ :
๐ต๐ ๐ณ๐๐๐๐๐๐๐, ๐ฅ๐๐ ๐๐ ๐ข๐ก๐๐ฌ ๐๐ฒ๐ฟ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฑ
Anisan'ireo nanangana ny Tafo Fpma Orleans, nitantanana ny FPMA Orlรฉans nandritry ny 18 taona, Filoha voalohany nitantana ny faritany afovoany atsinananaย (FafAts) nandritry ny taona maro.ย
ย Teny fampaherezana sy fitondrana am-bavaka
De : fafats_bureau@googlegroups.com <fafats_bureau@googlegroups.com> De la part de Dera Ramandraivonona
Envoyรฉ : mardi 2 juin 2026 12:26
Objet : [ FAfAts BUREAU ] - Re: [Vaovao FPMA] Fanitsiana-FILAZANA MANJO
ย
Miarahaba anareo amin'ny anaran'ny Tompoย
Mamangy ny fahoriana sy mankahery anareo amin'izao fahalasanan'ny Ray aman-dreny Itompokolahyย RAMAMONJY Bertrand izao
Mifankahalala tsara izahay ary nifanaresasera ela teto anivon'ny FPMA; miombo-po tanteraka amin'ny fianakaviana, ny titandremana FPMA Orlรฉans, ny Faritany Afovoany Atsinananaย
"Sambatra ny maty, dia izay maty ao amin'ny Tompo hatramin'izao. Eny, hoy ny Fanahy, fa hitsahatra amin'izay nisasarany izy; fa na asany manarak azy" Apokalipsy 14,13
Dia mba ny soa sy ny tsara indray no hifanodiavantsika:!
Dera Ramandraivononaย
Loholona Fihobiana Paris