Ny dépôt ato amin'ny 1XBET dia tsotra sady aingana satria dia amin'ny alalan'ny mobile money (mvola, orange money, airtel money) no anaovanao dépôt.
Ny Dépôt minimum dia 400ar monja.
Tsy maka frais de service rehefa manao depot ianao fa izay vola tonga aty aminay no tho tonga ao anatin'ny compte 1XBET hanaovanao dépôt
Eo no eo dia tonga ao amin'ny comptenao 1XBET ny volanao mba hafahanao manao pari haingana.
Dépôt instantané mvola
Ho an'ireo namana mampiasa orange money na airtel money kosa dia tsy maintsy mandefa hafatra miafina ao amin'ny pejy facebook Anjara Fy Service mampilaza mialoha sady oe hanao dépôt 1XBET.
Raha te iresaka aminay ato amin'ny Anjara Fy Sercvice dia omenay ianao ny lien Facebook messenger sy telegram afahanao miresaka aminay.
Raha hoarina amin'ny système de paiement hafa toy ny perfect money na skrill ny dépôt instantané dia mora dia mora tokoa ny frais.
Frais de dépôt mora dia mora
Raha mahaliana anao ny depot instantané 1XBET dia ndao hiaraka aminay fa vonona hanome fahafahampo ho anao izahay ato amin'ny Anjara Fy Service
Dépôt minimum: 400 ariary