Première Réunion DA/ML : Vendredi 21 Octobre 2022 à 18h00 (Heure Madagascar)

Manao ahoana.


Tontosa anio Zoma 21 Oktobra ny fhaonana voalohany mahakasika ilay fampivondronana ireo izay misehatra @ DA/ML na et dago na any ivelany. Isaorana izay tonga ary manasa ihany koa ho an'izay tsy afaka. Fohy dia fohy moa ny fotoana (40mn) ka tsy dia afaka nivalapatra .

Nisy soso-kevitra tao hoe Mampiasa Discord/Slack/Teams. Somary nijery aho dia nahita fa mbola payant izy ireo raha mila fotoana misimisy. Nieritreritra hanao Install an'ilay BigBlueButton indray nefa sady mataitra ihany hoe mety tsy hahazaka ny machine ? (Sa mety misy olona afaka manoa host?)

Nisy ihany koa ny proposition hoe ndao raketina an-tsoratra ihany koa ny sasany, dia izay no antony ananganana ity stackoverflow - dadaml ity :

https://stackoverflow.com/c/dadaml/questions/11

Afaka valianao avy hatrany ao @ io gruve DADAML io. Arosoy ary ny hevitrao.


-------------

Zoom: ID 528 961 7847

ou le lien us04web.zoom.us/j/5289617847?pwd=eEIrOVVmSitiL0liL3BkN1BDcWdrZz09%20Copy%20Invitation

PassWord: FkCUx5

Programme:

1- Fiarahabana (5mn)

2- An Introduction to Data Science (by Fabien Rabarison) (15mn)

3 - Fifankahafantarana sy dinika momba ny ho tohiny. (15mn)