FANILO SHIA MALAGASY
T r a n o n k a l a f a n i l o n y a l i n a
T r a n o n k a l a f a n i l o n y a l i n a
Tranonkala natokana ho fampielezam-pinoana Islam, fizarana fahendrena, ary fitoriana ny fitiavana an'ireo fianakavian'i Mpaminany Mohammad (s.a.w) izay fanilo sy madio tsy voapetim-pahotana. Ity no sehatra natokana ho an’ireo Malagasy maniry ahafantatra lalindalina kokoa momba ny fivavahana Islamika amin’ny fijery avo avy ao amin' ny Kor'any masina sy ireo fianakavian'ny Mpaminany madio tsy voapetim-pahotana.
Ahitana tantara feno sy marina ary hafatra manentana mamelona ny fanahy avy amin’ireo olona masina, amin'ny alalan'ny lahatsoratra mazava sady mari-pototra.