FANDRAISANA‎ > ‎

Birao


 FILOHA  Past. RATSITONTANIRINA Gastrien
 FILOHA LEFITRA  Past. ANDRIANIAINA James
 MPITANTSORATRA  Past. RASOLOMAMPIONONA Noelson
 MPITANTSORATRA LEFITRA  RANDRIANAIVO Ernest
 MPITAHIRY VOLA  RAHARIMANANA Félicité
 
Ireo no Birao voafin'ny Komitin'ny Synodam-Paritany tao Ankaramalaza, Jolay 2010 lasa teo.
Izy ireo dia miasa mandritry ny efatra taona, araka ny lalàm-panorenana manan-kery ato amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy.
Ny Mpitantsoratry ny Synodam-Paritany


Pastora RASOLOMAMPIONONA Noelson.
Comments