FANDRAISANA



Fifaliana lehibe ho anay Fiangonana Loterana Malagasy aty amin'ny Synodam-Paritany Manakara (SPMa) ny miarahaba antsika rehetra izay mitsidika ity tranon-kala ity.
Ny haitao sahala amin'itony dia mazàna anjakan'izao tontolo izao sy ny firehany ka manageja ny fianana, araka ny maha olon'Andriamanitra. Mba ho tamberim-balin'izany dia miezaka koa ny Fiangonana Kristiana mampiasa ny aterineto mba hofanaterana sy fizaràna maimaimpoana ny fiainana mandrakizay.
Tsy voasakan'ny elanelan-tany intsony ny maha iray antsika rehetra ao amin'i Jesosy Kristy fa tanteraka ara-bakiteny amin'ny alalan'ny teknôlôjia avo lenta toy itony.
Dia faly mampandroso anao tompoko mba hiantrano ato amin'ny Synodam-Paritany Manakara izahay.
Ny Filohan'ny Synodam-Paritany


Pastora RATSITONTANIRINA Gastrien
Sous-pages (1) : Birao
Comments