TONONKALO *FitiavanaTia, Raha mba fantatrao, Mila anao mankany , Raha azoko atao , Ho mendrika anao , Endrika nandalo,Fitiavana, Tso drano , Eny , Lasitra iray , , Fitiavana miangavy, Tsingerina, Soloy toerana , Fantatrao ny amiko, FANDRAMPAHALEMANA , Raha sitrakao ry Raiko,TSIDIM-PISAINANA SANGAN' ASA Ireo boky : Angano: Ilay atody mahagaga,Amboaran-tononkalo: Ilay fitia, Rève inedit Andrana: Ny teny Mananjiny ROHY HAFATsara tsidihinaHtp://www.haisoratra.org :Tranokala misy tononkalon'ireo mpanoratra malagasy maro. http://www.serasera.org Namana Malagasy maro eran-tany sy tononkalo mahafinaritra . http://www.kalaza.fr sy QUIZZ KALAZA kilalao kalaza malagasy io . www.koloina.com Tranokala Malagasy tena tsara rindra, ahitanao ireo vaovao samihafa. http://lma.anciens.over-blog.com Tranokala Mpianatra taloha tao LMA (Lycée Moderne Ampefiloha)Mpianatra tao koa Ny Eja, deraina manokana ny ezaka ataon'i Mr Joyce ho an'ny exLMA . http://www.lemurspark.com :concilier l'homme avec la nature, visiter lemurspark, c'est un paradis !. http://isika2.free.fr Tranokala ho anao tia ny KANTO www.mamelomaso.org Mikajy sy mitahiry ny hasin'ny vakoka malagasy .
|
Ny Eja, mpanoratra sady Poety malagasy . Nahazo ny Marim-pankasitrahana avy amin'ny Minisiteran'ny kolotsaina Malagasy fa mpanoratra mampiroborobo ny kolotsaina izy. Maro ireo gazety miresaka azy, ary tsy vitsy koa ireo sangan'asany izay miparitaka amin'ireo tranokala malagasy. Raha hijery ny Abidian'ny mpanoratra ianao dia jereo eto. --------------------------------------------------------------------------------------- Tononkalo maro no atolotry ny mpanoratra ho anao: Ao ny tonokalo mikasika ny Fitiavana izay hampiredareda ny aty fanahinao; ny tononkalo mikasika ny Fisarahana ary ao anaty sangan'asany dia tsy adinony Andriamanitra ka dia tononkalo miredareda fiderana, ny tononkalo miresaka fiainana sns no atolony anao ao amin'ny tononkalo samihafa. ------------------------------------------------------------------------------------------ Raha nahafinaritra anao ny ezaka ataon'ny mpanoratra dia azonao atao ny manohana an'Ny Eja ka manoratra amin'ny adiresy mailaka :nyejapoety@gmail.com Raha hitsidika ilay fitia fiteny frantsay : http://www.nyeja.siteperso.net Azonao atao koa ny mividy ireo zava bitan'ny Eja eto tsy ho ela ----------------------------------------------------------------------------------------- Ny Eja dia nanao kilalao iray nomeny anarana hoe Kilalao Kalaza azonao atao ny manao andrana amin'ny Quizz Kalaza (tsy ho ela ).
|
