Accueil‎ > ‎Conseils pratiques‎ > ‎

Formulaire 4 : Procuration en malgache

FANOMEZAM-PAHEFANA (FENO)

Izaho/Izahay :

ANARANA sy FANAMPINY(1) , teraka tamin’ny (andro,volana, taona) tao (Toerana nahaterahana), tompon’ny karapanondro N°… … … … , nomena ny (andro, volana, taona tao (toerana nanaovana azy) ( Raha navaozina ) ary navaozina ny (andro, volana, taona) tao (toerana nanaovazana azy), monina ao  (Toera-ponenana : Anarantanana, Lot…..);

ANARANA sy FANAMPINY(2) , teraka tamin’ny (andro,volana, taona) tao (Toerana nahaterahana), tompon’ny karapanondro N°… … … … , nomena ny (andro, volana, taona tao (toerana nanaovana azy) ( Raha navaozina ) ary navaozina ny (andro, volana, taona) tao (toerana nanaovazana azy), monina ao  (Toera-ponenana : Anarantanana, Lot…..);

ANARANA sy FANAMPINY(3) , teraka tamin’ny (andro,volana, taona) tao (Toerana nahaterahana), tompon’ny karapanondro N°… … … … , nomena ny (andro, volana, taona tao (toerana nanaovana azy) ( Raha navaozina ) ary navaozina ny (andro, volana, taona) tao (toerana nanaovazana azy), monina ao  (Toera-ponenana : Anarantanana, Lot…..);

Izay (samy) tompon’ny  tany atao hoe (Anarany Tany), titre N°--.---, ao (Toerana misy ilay tany), izay manana habe mirefy …ares …. Centiares, araka izay hita amin’ny sarin-tany ampiarahina amin’ity fifampivarotana ity.

 

 

 

Dia manome fahefana feno an-dAtoa/Rtoa ANARANA sy FANAMPINY(4) , teraka tamin’ny (andro,volana, taona) tao (Toerana nahaterahana), tompon’ny karapanondro N°… … … … , nomena ny (andro, volana, taona tao (toerana nanaovana azy) ( Raha navaozina ) ary navaozina ny (andro, volana, taona) tao (toerana nanaovazana azy), monina ao  (Toera-ponenana : Anarantanana, Lot…..) hanao ny taratasy rehetra mikasika ny fivarotana ny tany izay misoratra aradalana @ anaranay.

 

Natao an-tsitra-po tsy nisy teritery izao fifanekena izao ka iarahanay roa tonta manao sonia eto ambany.

Antananarivo, faha ……………..

 

 

 

 

ANARANA sy FANAMPINY (1,2,3)

ANARANA sy FANAMPINY (4)