Accueil‎ > ‎

Topimaso

TOPIMASO : vidin'entana, tolokevitra


Vidin’entana

Ny vidiny entina eto dia entina hanampiana antsika mba hanaovana ny vinavina mety ho lany amin’ny fanorenana. Ezahina hatrany ny manavao ireo vidin’entana arakaraka ny fivoarany eny amin’ireo mpivarotra. Marihana etoana koa fa ireo teny ampiasaina dia ezahina ho ireo teny fampiasa sy efa fantatry ny besinimaro. Izay no mahatonga ireo teny mifangaro.



Tolokevitra


Raha ny tsikaritra eto Antananarivo dia mampitovy vidin’entana sasany ireo mpivarotra. Noho izay antony izay dia lasa mananosarotra ny tena mampitaha ny vidin’entana. Ny tsara atao dia ny mikajy hatrany ny vola mety ho lany eo amin’ny fitaterana. Ka izay mpivarotra tsy dia lavitra ny toerana misy ilay hanorenana aloha no tsara hijerena mialoha.

Ny azo atao koa dia mijery ireo olona miantoka entana. Izany hoe entana efa tonga eo amin’ny tany hanorenana no vidinao. Ny biriky, fasika, ny malao sy ireo karazana vatokely matetika no misy manao izany. Matetika dia lafo tokoa ny saran’ny fitaterana amin’ireny fiara lehibe ireny ka mety ho lafo noho ny entana vidiana.

Ny hevitra tsara koa dia mividy fiara madinika azo hitaterana entana (Fourgon) ireny. Fa manampy tokoa @ fitaterana ireo entana fampiasa matetika tahaka ny ciment, vy ka mba tsy voatery maka fiara mpitatitra hatrany.

Rehefa misafidy ilay manafatra entana amin’ny mpiantoka dia zahao tsara ny kalitaony entana fa indraindray hafa ireo santionany asehony anao fa hafa rehefa tonga ny fotoana hifanarahana.

Mila mailo hatrany koa @ ireo fatra fampiasa. Matetika dia ireny Camion ireny no tonga dia fatra hitondran’ireo mpitatitra ny m3, ao koa ireo hafatra @ gamanta sy maritrafo.

Fehiny, ilaina hatrany ny manaramaso ny entana raisina sy vidiana mba hifanaraka ny kalitao ilaina no azonao mba tsy hitondra olana amin’ny fanorenana.




 



Prix des nécessaires de Plomberie


 Désignation     Conditionnement Prix en Ariary
 

Mitigeur lavabo

Teflon        

Tuyau PPR 20mm

Tuyau Pression 32mm

Tuyau arrosage armé(vert)

Mamelon 15/21           

Tés 15/21

Réduction 26/15 FF

Coude préssion 32 mm

Collier 28 mm

Flexible 15/12 MF

Fixabo

Vis papillon

Bouchon 15 M

Bouchon 15 F

Manchon 15/21

Tuyau PVC 40 mm

Coude PVC 40 mm

Coude PVC 100 mm

Chapeau PVC 40 mm

Collier 100 mm

Colle Girfix

Tés 40 mm

Tuyau PVC 100

 


1

1 ruban

Barre de 4m

1m

Rouleau de 50 m

1

1

1

1

1

1

1 paire

1 paire

1

1

1

Barre 5.80 m

1

1

1

1

1 tube

1

Barre 5.80 m
 

Ar                    17.000,00

Ar                        600,00

Ar                     8.000,00

Ar                     3.800,00

Ar                   75.000,00

Ar                       800,00 

Ar                       300,00

Ar                    2.000,00

Ar                   3.000,00

Ar                      600,00

Ar                   5.000,00

Ar                   5.000,00

Ar                   5.600,00

Ar                   1.000,00

Ar                     800,00

Ar                  1.300,00

Ar                11.000,00

Ar                  1.000,00

Ar                  4.000,00

Ar                 2.000,00

Ar                 1.000,00

Ar                 7.000,00

Ar                 1.500,00

Ar              24.000,00

 




Vidin'entana maro samy hafa

 ANARANA     Isa/Fatra Vidiny (Ariary)

Ciment CPA violet (holcim)

Ciment CPA Manda (holcim)

Ciment CPJ vert (holcim)

Biriky (ampotony)

Fasika ordinaire livré

Fasika lalotra livré       

Malao (ampotony)

Mignonette (ampotony)

Caillasse     (ampotony)

Vato boda (ampotony)

Fer 6         

Fer 8

Fer 10       

Fils recuit/ Tariby

Pointe 30/40/60/80/100

Planche pin 2 m

Bois carré 2 m, 6/6

Madrier kininina tsotra 4 m

Madrier hazoala raboté 4 m

Evier inox 50x100

Tuyau PVC 100

Buse non armé 50 cm

Buse non armé 10 cm

Enduival tout prêt


Sac 50 kg

Sac 50 kg

Sac 50 kg

1 isa

5 m3

5 m3

1 isa

1 m3

1 m3

1m3

Barre de 12 m

Barre de 12 m

Barre de 12 m

1 kg

1 kg

1 isa

1 isa

1 isa

1 isa

1 isa

Barre 5,80 m

1 m

1 m

5 kg

 

Ar              22.000,00

Ar              23.500,00

Ar              20.000,00

Ar                    55,00

Ar              85.000,00

Ar              95.000,00

Ar                  130,00 

Ar              24.000,00

Ar              20.000,00

Ar              10.000,00

Ar              10.000,00

Ar              15.000,00

Ar              23.000,00

Ar                3.600,00

Ar                3.600,00

Ar               1.200,00

Ar               1.300,00

Ar             21.000,00

Ar             45.000,00

Ar             50.000,00

Ar            24.000,00

Ar            40.000,00

Ar            13.000,00

Ar             5.500,00





 

 
Pour me Contacter:
abbie@moov.mg